plt_tn/isa/09/16.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo izay mitarika io vahoaka io dia mitarika azy ireo amin'ny lalan-diso
Ireo mpitondra izay mahatonga ny vahoaka tsy hankatoa dia resahina toy ny hoe nitondra azy ireo tamin'ny lalan-diso. DH: "Nahatonga ny vahoaka tsy hankatoa an'Andriamanitra ireo mpitondra"
# ary ireo izay tarihin'izy ireo no voatelina
Ireo mety ho heviny dia 1) DH: "ary ireo izay tarihin'izy ireo dia mikorontana" na 2) DH: "ary aringan'i Yaveh ireo izay tarihin'izy ireo"
# ny vava rehetra dia miteny adalana
Ny teny hoe "vava" dia ilazana ilay olona. DH: "miteny fahadalana avokoa ny olon-drehetra"
# Amin'izany zavatra rehetra izany, dia tsy mihena ny fahatezerany; fa kosa, mbola mihinjitra hatrany ny tanany
"Na dia nitranga aza ireo zavatra rehetra ireo, dia mbola tezitra ihany Izy, ary ny tanany." Adikao araka ny ao amin'ny 5:25.
# mbola mihinjitra hatrany ny tanany
Resahin'Isaia toy ny hoe olona izay efa hamely totohondry olon-kafa Yaveh. Sarinteny ilazana ny famaizan'i Yaveh an'Israely izany. Adikao araka ny ao amin'ny 5:25. DH: "mbola vonona ny hanafay azy ireo ihany Izy"