forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.9 KiB
Markdown
36 lines
1.9 KiB
Markdown
|
# Hisava eo amin'izay tao anatin'ny fangirifiriana ny aizim-pito
|
||
|
|
||
|
Ny fitiavana izay very ara-panahy dia resahin'Isaia toy ny hoe mandendeha eny amin'ny aizina tanteraka. DH: "Hanala ny aizina eo amin'izay tao anatin'ny fangirifiriana Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# aizim-pito
|
||
|
|
||
|
Io teny io dia midika "aizina amin'ny ampahany na tanteraka." Adikao araka ny nandikanao ny "aizim-pito" ao amin;ny 8:21.
|
||
|
|
||
|
# izay tao anatin'ny fangirifiriana
|
||
|
|
||
|
"izay nijaly tamin'ny fanaintainana sy alahelo." Mety ho sarinteny ilazana ny vahoakan'i Joda io.
|
||
|
|
||
|
# Taloha dia nanala baraka ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly Izy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "tany" dia ilazana ny olona izay monina ao amin'ilay faritra. DH: "Taloha, dia nampihetry ireo izay nonina tao Zebolona sy Naftaly ny Tompo"
|
||
|
|
||
|
# nefa ao aoriana ao dia hanao izany ho be voninahitra izy, ny lalana mankany amin'ny ranomasina, any an-dafin'i Jordana, ireo hafa firenena monina ao Galilia
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izany" dia manondro an'i Galilia izay maneho ny olona monina any. DH: "fa amin'ny ho avy, ny Tompo dia hanome voninahitra ny vahoakan'ireo firenena monina ao Galilia, izay eo amin'ny lalana eo anelanelan'ny Ranomasina Mediteraneana sy ny Onin'i Jordana"
|
||
|
|
||
|
# firenena monina ao Galilia
|
||
|
|
||
|
Eto ny "firenena" dia ilazana ny olona avy amin'ny firenena hafa izay monina ao Galilia. DH: "Galilia, izay misy vahiny maro monina"
|
||
|
|
||
|
# nandeha tamin'ny aizina ... ireo izay efa niaina tao amin'ny tanin'ny aloky ny fahafatesana
|
||
|
|
||
|
Ny olona miaina anaty fiainana feno fahotana sy fahoriana nohon'ny amin'izany dia resahin'Isaia toy ny hoe nandeha tao anaty aizina na monina ao amin'ny tanin'ny aloky ny fahafatesana.
|
||
|
|
||
|
# fahazavana lehibe ... efa namirapiratra teo amin'izy ireo ny fahazavana
|
||
|
|
||
|
Eto ny "fahazavana" dia maneho fanantenana sy fanafahana.
|
||
|
|
||
|
# ireo izay efa niaina tao amin'ny tanin'ny aloky ny fahafatesana
|
||
|
|
||
|
Ny andian-teny hoe "aloky ny fahafatesana" dia fomba fiteny ilazana ny aizina fara-tampony. DH: "ny tanin'ny aizina lalina indrindra"
|