plt_tn/isa/08/16.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fehezo ny fijoroako vavolombelona, ary asio tombo-kase ny firaketana ofisialy
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "Nanidy mafy tsara ny horonan-taratasy niaraka tamin'ilay hafany voasoratra ao amin'izany"
# ny fijoroako vavolombelona ... ireo mpianatro
Tsy mazava hoe izy no tondroin'ny mpisolo-tena tampisaka "-ko." Mety ho Isaia na Yaveh io. Tsara kokoa ny mamela io mpisolotena io ho hifangaro raha mety amin'ny fiteninao izany.
# Hiandry an'i Yaveh aho
Eto ny hoe "aho" dia manondro an'Isaia.
# izay manafina ny tavany amin'ny ankohonan'i Jakoba
Eto ny "tava" dia fibangoan-teny ilazana ny fitahiany na ny fankasitrahany. DH: "izay nanala ny fitahiany taminy ankohonan'i Jakoba" na "izay tsy mijery am-pankasitrahana ny ankohonan'i Jakoba intsony"
# ankohonan'i Jakoba
vahoakan'Israely
# izaho sy ireo zanaka lahy izay nomen'i Yaveh ahy dia ho famantarana sy ho zava-mahagaga ao Israely
"Izaho sy ireo zanaka nomen'i Yaveh ahy ho famantarana hampitandremana ny vahoakan'Israely." I Seara-jasoba sy Mahera-Salala-Hasi-Baza ireo zanany ireo, izay hafatra ho an'ny vahoakan'Israely ny anarany. (Jereo ny 7:3 sy 8:1)