forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manomboka manisy fanehoan-kevitra amin'ity toe-javatra ity ny mpaminany.
|
||
|
|
||
|
# Fa lavo Jerosalema, ary nianjera i Joda
|
||
|
|
||
|
Ny tsy fankatoavana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe lavo ka nianjera.
|
||
|
|
||
|
# ny mason'ny voninahiny
|
||
|
|
||
|
Eto ny "maso" dia ilazana an'Andriamanitra mihitsy, izay be voninahitra.
|
||
|
|
||
|
# Ny endrika eny amin'ny tavany dia vavolombelona miampanga azy
|
||
|
|
||
|
Ny endrika fiavonavonana eo amin'ny tavan'ny olona dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mijoro vavolombelona miampanga ny olona izany endrika izany. DH: "Ny endrika mieboebo eo amin'ny tavan'izy ireo dia manohitra an'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# ary ambaran'izy ireo tahaka an'i Sodoma ny fahotany; tsy mba hafenin'izy ireo izany
|
||
|
|
||
|
Eto ny vahoakan'i Joda dia ambara fa tahaka ny vahoakan'i Sodma, satria nirehareha momba ny fahotany ampahibemaso izy ireo. DH: "tahaka ny vahoakan'i Sodoma, dia milaza momba ny fahotany izy ireo ary mampahafantatra ny olona momba izany"
|
||
|
|
||
|
# Fa nahatanteraka loza be ho azy ireo ihany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Mbola ho avy ny loza, saingy vita ny fanaovan'ny olona ny zavatra izay miteraka izany. Ny nahatonga ireo loza eto dia resahina toy ny hoe ilay loza mihitsy. DH: "Fa nataon'izy ireo ny zavatra rehetra izay mahatonga ny loza ho avy"
|