plt_tn/isa/02/04.md

40 lines
1.5 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Avy ao Ziona no hanambaran'i Yaveh ny lalàny"
# Hitsara
"Hitsara ... Yaveh"
# handray fanapahan-kevitra
"handamina ady"
# hanorotoro ny sabany izy ireo ho lelan'angady, ary ny lefon'izy ireo ho fanetezam-boaloboka
Hamadika ny fitaovam-piadiany ho fitaovana fambolena ny vahoakan'ny firenena.
# sabany ... lefon'izy ireo ... sabany
Ireo teny ireo dia fibangoan-teny ilazana izay mety ho karazam-pitaovam-piadiana rehetra.
# lelan'angady ... fanetezam-boaloboka
Ireo teny ireo dia fibangoan-teny ilazana izay mety ho karazam-pitaovana izay ampiasain'ny olona amin'ny hetsika milamina rehetra.
# hanorotoro ny sabany izy ireo ho lelan'angady
"Hamadika ny fitaovam-piadiany ho fitaovana fambolena voa izy ireo." Ny lelan'angady dia antsy ampiasain'ny olona hihadiana tany mba hahafahan'izy ireo mamboly voa ao.
# ary ny lefon'izy ireo ho fanetezam-boaloboka
"ho torotoroin'izy ireo ho fanetezam-boaloboka ny lefon'izy ireo" na "hataon'izy ireo ho fitaovana fikarakarana zava-maniry ny lefon'izy ireo." Ny fanetezam-boaloboka dia antsy izay ampiasain'ny olona hanetezana ireo rantsan-kazo tsy ilaina.
# ny firenena tsy hanandratra ny sabany hanohitra firenena
"tsy hisy firenena hanandratra ny sabany hanohitra firenena hafa." Ny sabatra dia ilazana ny ady. DH: "tsy hiady amin'ny firenena iray hafa ny firenena iray"
# na hiofana ho amin'ny ady
Andrasan'ny mpanoratra ny mpamaky mba hino fa ireo izay miady dia miofana mialohan'ny hiadian'izy ireo ary ny sasany izay miofana dia tsy miady.