plt_tn/hos/10/01.md

24 lines
681 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'Israely i Hosea.
# Israely dia voaloboka mandrobona izay mamokatra ny voany
Resahina toy ny vaoloboka izay mamoa be ny Israely. Niroborobo sy natanjaka vetivety ny vahoaka.
# voaloboka mandrobona
Mamoa mihoatra ny tokony ho izy io voaloboka io.
# Araka ny nitomboan'ny voany ... Araka ny namokaran'ny taniny maro
Ireo dia samy midika fa niroborobo sy niha-natanjaka sy nanan-karena ny vahoaka.
# Mamitaka ny fon'izy ireo
Ny "fo" dia maneho ny ao anatin'ny olona. "Mamitaka izy ireo"
# ankehitriny dia tsy maintsy hibaby ny helony izy ireo
"ankehitriny no fotoana izay hamaizan'i Yaveh azy ireo nohon'ny fahotany"