# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'Israely i Hosea. # Israely dia voaloboka mandrobona izay mamokatra ny voany Resahina toy ny vaoloboka izay mamoa be ny Israely. Niroborobo sy natanjaka vetivety ny vahoaka. # voaloboka mandrobona Mamoa mihoatra ny tokony ho izy io voaloboka io. # Araka ny nitomboan'ny voany ... Araka ny namokaran'ny taniny maro Ireo dia samy midika fa niroborobo sy niha-natanjaka sy nanan-karena ny vahoaka. # Mamitaka ny fon'izy ireo Ny "fo" dia maneho ny ao anatin'ny olona. "Mamitaka izy ireo" # ankehitriny dia tsy maintsy hibaby ny helony izy ireo "ankehitriny no fotoana izay hamaizan'i Yaveh azy ireo nohon'ny fahotany"