forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1016 B
Markdown
20 lines
1016 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miteny i Hosea mpaminany.
|
||
|
|
||
|
# Efa nahita an'i Efraima Aho, tahaka an'i Tyro, nambolena teo amin'ny tanin'ahitra
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "nambolena" dia ilazana ny fipetrahana amin'ny toerana milamina. DH: "Efa tsara tarehy sy nahafinaritra tahaka ny tanànan'i Tyro ny firenen'Israely taloha, tahaka ny hazo izay nambolen'ny olona teny amin'ny tanin'ahitra"
|
||
|
|
||
|
# fa Efraima dia hitondra ireo zanany ho any
|
||
|
|
||
|
Ny "zanany" dia ireo olona avy ao amin'izany firenena izany. DH: "saingy hitondra ireo zanany ho any ... ny vahoakan'Israely"
|
||
|
|
||
|
# Omeo izy ireo, ry Yaveh—inona no homenao azy ireo
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana i Hosea mba hanindriana fa tiany mba hanome ny vahoakan'Israely izay mendrika azy ireo Yaveh. DH: "Izao no angatahiko aminao, ry Yaveh, dia ny hanome azy ireo: omeo izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nono izay tsy manome ronono
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "tsy manome ronono" dia midika fa tapitra aloha loatra ny fitondrana vohoka ary maty ilay zaza. Mangataka ny mba hanaovana ny vehivavin'ny firenena rehetra tahaka izany.
|