plt_tn/hos/07/08.md

20 lines
813 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# Nifangaro tamin'ireo olona i Efraima
Mety hilazana ny ezaka nataon'ireo mpanjakan'ny fanjakana tavaratra mba hikambanana amin'ny firenena hafa ho fiarovana amin'ny fanafihana io.
# Mofomamy fisaka izay tsy mbola navadika i Efraima
Eto ny hoe "Efraima" dia manondro ny fanjakana tavaratr'Isarely. Malemy io firenena io, tahaka ny mofo fisaka izay tsy nataon'ny mpanao mofo nisosona tao am-patana mba ho mafy kokoa. DH: "Tahaka ny mofo izay tsy nisy namadika ny vahoakan'i Efraima"
# Volo fotsy no mifafy eo aminy
Eto ny "volo fotsy" dia ilazana ny fahanterana.
# nefa tsy fantany izany
Na eo aza izany, io "fahanterana" io dia mazava fa fomba ilazana fa miha-osa hatrany ny fanjakana tavaratr'Israely, satria tsy hain'ilay firenena fa "antitra" izy.