forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
857 B
Markdown
20 lines
857 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miresaka momba an'Israely i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Tsofy ao Gibea ny anjomara, ary ao Rama ny trompetra
|
||
|
|
||
|
Eto ny "anjomara" sy "trompetra" dia mitovy hevitra ihany. Io didy io dia omena ny olon'i Gibea sy Rama mba hanindriana fa tamy fahavalo.
|
||
|
|
||
|
# Manaova hiakiakan'ady ao Betavena hoe: 'Hanaraka anao izahay ry Benjamina!'
|
||
|
|
||
|
Io dia mety hoe fangatahana mba hitarihan'ireo miaramila ao amin'ny fokon'i Benjamina ny olona ho any an'ady. Saingy ny dikan-teny vaovao dia manao ezaka samihafa handikana io fiteny io.
|
||
|
|
||
|
# Betavena
|
||
|
|
||
|
Tanàna iray teo amin'ny fari-tany teo anelanelan'ny fanjakana tavaratr'Israely sy ny fokon'i Benjamina any amin'ny fanjakana tatsimo izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:15.
|
||
|
|
||
|
# Teo amin'ireo fokon'Israely no nanambarako izay tsy maintsy hitranga
|
||
|
|
||
|
"Hataoko amin'ireo fokon'Israely izay nambarako"
|