plt_tn/heb/11/17.md

20 lines
627 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# rehefa notsapaina izy
DH: "rehefa nitsapa azy Andriamanitra"
# no nilazana hoe
DH: "no nilazan'Andriamanitra hoe"
# ary amin'ny heviny amin'ny ohatra
"amin'ny fomba fiteny." Ity dia midika fa izay lazain'ny mpanoratra manaraka dia tsy tokony ho azo ara-bakiteny. Andriamanitra dia tsy nitondra an'Isaka niverina tamin'ny fahafatesana ara-bakiteny. Fa satria Abrahama teo am-panaovana sorona an'i Isaka raha nanatsahatra azy Andriamanitra, toy ny hoe nitondra azy niverina tamin'ny fahafatesana Andriamanitra.
# avy tamin'izy ireo
"avy tamin'ireo maty"
# no hahazoany azy indray
"nahazoan'i Abrahama an'Isaka indray"