# rehefa notsapaina izy DH: "rehefa nitsapa azy Andriamanitra" # no nilazana hoe DH: "no nilazan'Andriamanitra hoe" # ary amin'ny heviny amin'ny ohatra "amin'ny fomba fiteny." Ity dia midika fa izay lazain'ny mpanoratra manaraka dia tsy tokony ho azo ara-bakiteny. Andriamanitra dia tsy nitondra an'Isaka niverina tamin'ny fahafatesana ara-bakiteny. Fa satria Abrahama teo am-panaovana sorona an'i Isaka raha nanatsahatra azy Andriamanitra, toy ny hoe nitondra azy niverina tamin'ny fahafatesana Andriamanitra. # avy tamin'izy ireo "avy tamin'ireo maty" # no hahazoany azy indray "nahazoan'i Abrahama an'Isaka indray"