plt_tn/heb/05/01.md

36 lines
895 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny mpanoratra dia mamaritra ny fahotan'ireo mpisoron'ny Testamenta tahola, avy eo izy mampiseho fa Kristy dia manana karazana fisoronana tsara kokoa, tsy mifototra amin'ny fisoronan'i Arona fa amin'ny fisoronan'i Melkizedeka.
# voafidy avy tamin'ny olona
DH: "izay nofidian'Andriamanitra avy tamin'ireo olona"
# notendrena
DH: "Andriamanitra nanendry"
# mba hiasa amin'ny anaran'ny olona
"mba haneho ny olona"
# ny tsy mahalala sy ny maniasia
DH: "ireo izay tsy mahalala sy ireo izay maniasia"
# maniasia
olona manao fihetsika feno ota
# voadidin'ny fahalemena
Ny fahalemen'ny mpisoronabe manokana dia resahina toy ny hoe hery izay miodidina azy izany. DH: "malemy ara-panahy" na "malemy manoloana ny fahotana"
# fahalemena
Eto izany dia maneho ny faniriana hanota.
# izy ihany koa dia notakiana
DH: "Andriamanitra ihany koa dia mitaky azy"