# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny mpanoratra dia mamaritra ny fahotan'ireo mpisoron'ny Testamenta tahola, avy eo izy mampiseho fa Kristy dia manana karazana fisoronana tsara kokoa, tsy mifototra amin'ny fisoronan'i Arona fa amin'ny fisoronan'i Melkizedeka. # voafidy avy tamin'ny olona DH: "izay nofidian'Andriamanitra avy tamin'ireo olona" # notendrena DH: "Andriamanitra nanendry" # mba hiasa amin'ny anaran'ny olona "mba haneho ny olona" # ny tsy mahalala sy ny maniasia DH: "ireo izay tsy mahalala sy ireo izay maniasia" # maniasia olona manao fihetsika feno ota # voadidin'ny fahalemena Ny fahalemen'ny mpisoronabe manokana dia resahina toy ny hoe hery izay miodidina azy izany. DH: "malemy ara-panahy" na "malemy manoloana ny fahotana" # fahalemena Eto izany dia maneho ny faniriana hanota. # izy ihany koa dia notakiana DH: "Andriamanitra ihany koa dia mitaky azy"