plt_tn/hab/03/07.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanohy fanoritsoritana ny fahitany amin'ny Yaveh i Habakoka.
# Ireo lain'i Kosana azom-pahoriana aho, ary ny fanamboarana ireo lay ... amin'ny Midiana nihovitrovitra
Ny vahoakan'i Midiana sy Kosana izay nanozongozona na niery amin'ny tahotra toy ny trano-lay lamba izay mihetsika rehefa misy rivotra mifafy.
# Kosana
Mety midika hoe: "1) anaran'ny andian'olona tsy fanta-piaviana na 2) mitovy an'i Kosa.
# Tezitra tamin'ireo ony ve Yaveh? Moa ny fahaviniranao ve tamin'ireo ony, na ny fahatezeranao tamin'ireo ranomasina ... ireo kalesim-pandresena
Raha tsy mahay manavaka ny teny hoe: "tezitra" sy "vinitra" ary "romotra" ny fiteninareo, afaka atambatrareo ho "Tezitra amin'ny renireno ve i Yaveh? romotra amin'ny ranomasina ve ianareo ... ireo kalesim-pandresena.?" DH: "tsy tezitra tamin'ny renirano i Yaveh. Tsy vinitra hanohitra ireo renirano i Yaveh, na tsy romotra hanoitra ny ranomasina ... ireo kalesim-pandresena."
# Nitaingina ireo soavalinao ianao sy ireo kalesim-pandresenao
Tahaka ny miaramila te hitaingina soavaly na kalesy amin'ny fiadiana, tonga mba hanavotra ny vahoakan'Israely i Yaveh.