plt_tn/hab/01/15.md

24 lines
599 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanohy niresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka.
# Ireo fitana ... haraton-trondro
Fitaovana nampiasaina hakana trondro
# Harato
Fitaovana nampiasaina hakana "ireo zavatra mandady" (1:13)
# Bibi-dia matavy no anjaran'izy ireo, ary hena matavy no sakafony
Azo andikana azy ny hoe: "fizara ho sakafo ireo biby tsara indrindra sy tsara hena"
# Anjara
Apahany kely amin'ny zavatra lehibe no nozaraina tamin'ireo olona maro
# Hanafoana ny haratony
Fohanan'ny mpanjono ny haratony mba ahafahany manarato indray sy akana trondro maro.