# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nanohy niresaka momban'ireo miaramila Kaldeana tamin'Yaveh i Habakoka. # Ireo fitana ... haraton-trondro Fitaovana nampiasaina hakana trondro # Harato Fitaovana nampiasaina hakana "ireo zavatra mandady" (1:13) # Bibi-dia matavy no anjaran'izy ireo, ary hena matavy no sakafony Azo andikana azy ny hoe: "fizara ho sakafo ireo biby tsara indrindra sy tsara hena" # Anjara Apahany kely amin'ny zavatra lehibe no nozaraina tamin'ireo olona maro # Hanafoana ny haratony Fohanan'ny mpanjono ny haratony mba ahafahany manarato indray sy akana trondro maro.