forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.2 KiB
Markdown
32 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Nanohy nitahy an'i Josefa sy ireo taranany i Jakoba.
|
||
|
|
||
|
# ny tsipikany dia hijanona hateza
|
||
|
|
||
|
Ny fitazoman'ny olona ny tsipika dia resahina toy ny hoe ny tsipika no mijoro ho azy. Hita avy amin'izany fa mitazona ny tsipika izy hikendry ny fahavalo. DH: "hitazona ny tsipika izy raha mikendry ny fahavalony"
|
||
|
|
||
|
# ny tsipikany ...ireo tanany
|
||
|
|
||
|
Ilazana an'i Josefa sy ireo taranany izany. DH: "ireo tsipikan'izy ireo ...ireo tanan'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# ireo tanany dia hanana fahaiza-manao
|
||
|
|
||
|
Eto ny "tanana" dia ilazana ny sandrin'ny olona izay mitazona ny tsipika mijoro tsara. DH: "hatanjaka ny sandriny raha mikendry ny tsipikany izy"
|
||
|
|
||
|
# ny tanan'ilay Mahery
|
||
|
|
||
|
Ny "tanana" dia ilazana ny herin'i Yaveh. DH: "Ilay herin'ilay Mahery indrindra"
|
||
|
|
||
|
# noho ny anaran'ny Mpiandry ondry
|
||
|
|
||
|
Eto ny anarana dia ilazana ny olona manontolo. DH: "nohon'ny mpiandry ondry"
|
||
|
|
||
|
# Mpiandry ondry
|
||
|
|
||
|
Miresaka an'i Yaveh toy ny "mpiandry ondry" i Jakoba. Manasongadina izany fa mitantana sy miharo ny olony Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# ny Vatolampy
|
||
|
|
||
|
Miresaka an'i Yaveh toy ny "Vatolampy" izay hiakaran'ny olona mitady fialofana amin'ny fahavalony i Jakoba. Manasongadina izany fa miharo ny olony Yaveh.
|