plt_tn/gen/48/19.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ho tonga firenena, sy ho tonga lehibe ihany koa izy
Eto ny "izy" dia ilazana an'i Manase, kanefa ilazana an'ireo taranany ihany koa izany. DH: "Hanana zanaka maro ireo taranakao, ary ho tonga firenena lehibe izy ireo"
# Izao teny izao (...) tamin'izany andro izany
Eto ny "teny" dia ilazana izay voalaza. DH: " tamin'izany andro izany, nilaza hoe"
# Amin'ny anaranareo no hanononan'ny vahoakan'i Israely fitahiana
"Hiresaka ny anaranareo ny vahoakan'i Israely rehefa manonona fitahiana ho an'ny hafa"
# Amin'ny anaranareo no hanonona (...) hoe 'Andriamanitra anie hahatonga anareo tahaka an'i Efraima sy Manase
Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "Amin'ny anaranareo. No hangatahin'izy ireo amin'Andriamanitra mba hanao ny hafa ho toan'i Efraima sy Manase ihany koa"
# tahaka an'i Efraima sy Manase
Ny fanonon'Andriamanitra ny anaran'i Efraima mialoha dia fomba ilazana fa Efraima dia ho lehibe noho i Manase.
# nametrahan'i Israely an'i Efraima ho eo alohan'i Manase
Ny manome tso-drano lehibe an'i Efraima sy ny manao azy hanan-danja kokoa noho i Manase dia resahina toy ny hoe tena eo anoloan'i Manase tokoa i Efraima.