# Ho tonga firenena, sy ho tonga lehibe ihany koa izy Eto ny "izy" dia ilazana an'i Manase, kanefa ilazana an'ireo taranany ihany koa izany. DH: "Hanana zanaka maro ireo taranakao, ary ho tonga firenena lehibe izy ireo" # Izao teny izao (...) tamin'izany andro izany Eto ny "teny" dia ilazana izay voalaza. DH: " tamin'izany andro izany, nilaza hoe" # Amin'ny anaranareo no hanononan'ny vahoakan'i Israely fitahiana "Hiresaka ny anaranareo ny vahoakan'i Israely rehefa manonona fitahiana ho an'ny hafa" # Amin'ny anaranareo no hanonona (...) hoe 'Andriamanitra anie hahatonga anareo tahaka an'i Efraima sy Manase Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "Amin'ny anaranareo. No hangatahin'izy ireo amin'Andriamanitra mba hanao ny hafa ho toan'i Efraima sy Manase ihany koa" # tahaka an'i Efraima sy Manase Ny fanonon'Andriamanitra ny anaran'i Efraima mialoha dia fomba ilazana fa Efraima dia ho lehibe noho i Manase. # nametrahan'i Israely an'i Efraima ho eo alohan'i Manase Ny manome tso-drano lehibe an'i Efraima sy ny manao azy hanan-danja kokoa noho i Manase dia resahina toy ny hoe tena eo anoloan'i Manase tokoa i Efraima.