plt_tn/gen/46/12.md

20 lines
730 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Era, Onana, Sela
Anaran'ireo zanaka lahin'i Joda tamin'i Soa vadiny izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:3.
# Fareza, ary Zera
Anaran'ireo zanaka lahin'i Joda tamin'i Tamara vinantovaviny ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:29.
# Hezrona ... Hamola ...Tola ... Pova sy Joba ... Simrona ... Sereda sy Elona ...Jahalela
Anaran-dehilahy avokoa ireo.
# Dina
Anaran'ny zanakavavin'i Lea izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:19.
# Niisa telo amby telo-polo ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy
Eto ny "zanakalahy"sy "zanakavavy" dia ilazana ireo zanaka lahy sy zanaka vavy, sy zafikelin'i Jakoba tamin'i Lea. DH: "Ny fitambaran'izy ireo dia 33 ny zanany lahy sy ny zanany vavy ary ireo zafiny"