# Era, Onana, Sela Anaran'ireo zanaka lahin'i Joda tamin'i Soa vadiny izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:3. # Fareza, ary Zera Anaran'ireo zanaka lahin'i Joda tamin'i Tamara vinantovaviny ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 38:29. # Hezrona ... Hamola ...Tola ... Pova sy Joba ... Simrona ... Sereda sy Elona ...Jahalela Anaran-dehilahy avokoa ireo. # Dina Anaran'ny zanakavavin'i Lea izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:19. # Niisa telo amby telo-polo ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy Eto ny "zanakalahy"sy "zanakavavy" dia ilazana ireo zanaka lahy sy zanaka vavy, sy zafikelin'i Jakoba tamin'i Lea. DH: "Ny fitambaran'izy ireo dia 33 ny zanany lahy sy ny zanany vavy ary ireo zafiny"