plt_tn/gen/45/24.md

20 lines
615 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aza mifanditra
Ireo mety ho heviny dia 1)"aza miady hevitra" sy 2)"aza mety ho azon'ny tahotra"
# niakatra avy tao Egypta
Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "miakatra" rehefa miresaka ny mandeha avy any Egypta mankany Kanana.
# mpanapaka ny tany Egypta iray manontolo izy
Eto ny "tany Egypta" dia ilazana ny olona any Egypta. DH: "nanapaka ny olona rehetra any Egypta izy"
# Niontana ny fony
Eto ny "fo" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "ary dia taitra loatra izy" na "niontana izy" na "faly loatra izy"
# tsy nino izay nolazain'izy ireo azy
"tsy nety nanaiky izy fa marina izay nolazain'izy ireo"