# Aza mifanditra Ireo mety ho heviny dia 1)"aza miady hevitra" sy 2)"aza mety ho azon'ny tahotra" # niakatra avy tao Egypta Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "miakatra" rehefa miresaka ny mandeha avy any Egypta mankany Kanana. # mpanapaka ny tany Egypta iray manontolo izy Eto ny "tany Egypta" dia ilazana ny olona any Egypta. DH: "nanapaka ny olona rehetra any Egypta izy" # Niontana ny fony Eto ny "fo" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "ary dia taitra loatra izy" na "niontana izy" na "faly loatra izy" # tsy nino izay nolazain'izy ireo azy "tsy nety nanaiky izy fa marina izay nolazain'izy ireo"