plt_tn/gen/44/14.md

12 lines
438 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mbola tany izy
"Mbola tany i Josefa"
# niankohoka teo anatrehany (...) izy ireo.
"nandohalika teo anolohany izy ireo." Izany dia famantarana fa irian'ireo rahalahy ny hamindran'ilay tompo fo amin'izy ireo.
# Moa ve tsy fantatrareo fa ny lehilahy tahaka ahy dia manao faminaniana?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Josefa mba hibedesana ireo rahalahiny. DH: "Fantatrareo tsara fa ny olona toa ahy dia mahafantatra zava-miafina!"