# Mbola tany izy "Mbola tany i Josefa" # niankohoka teo anatrehany (...) izy ireo. "nandohalika teo anolohany izy ireo." Izany dia famantarana fa irian'ireo rahalahy ny hamindran'ilay tompo fo amin'izy ireo. # Moa ve tsy fantatrareo fa ny lehilahy tahaka ahy dia manao faminaniana? Mampiasa izany fanontaniana izany i Josefa mba hibedesana ireo rahalahiny. DH: "Fantatrareo tsara fa ny olona toa ahy dia mahafantatra zava-miafina!"