forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.3 KiB
Markdown
32 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Nahoana ianareo no nampidi-doza ahy
|
||
|
|
||
|
"Nahoana no mahatonga adin-tsaina ho ahy ianareo"
|
||
|
|
||
|
# Nanontany ny antsipirihany (...) ralehilahy
|
||
|
|
||
|
"Fanontaniana maro no napetrak'ilay lehilahy"
|
||
|
|
||
|
# momba anay
|
||
|
|
||
|
Eto ny "anay" dia ilazana ireo rahalahy izay nandeha nankany Egypta sy niresaka tamin'ilay "lehilahy."
|
||
|
|
||
|
# Hoy izy hoe: "Mbola velona ve rainareo? Mbola manana rahalahy hafa ve ianareo?'
|
||
|
|
||
|
Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "Nanontany anay mivantana izy raha mbola velona ny rahalahinay ary koa raha mbola manana rahalahy hafa izahay."
|
||
|
|
||
|
# Dia novalianay araka ireo fanontaniany ireo izy
|
||
|
|
||
|
"Namaly ireo fanontaniana izay napetrany taminay izahay"
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no hahafantaranay fa hiteny izy hoe: "Ento midina ny rahalahinareo?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa izany fanontaniana izany ireto zanany mba hanindrina fa tsy fantatr'izy ireo izay ho hasain'ilay lehilahy ho atao. Afaka adika ho fanambarana izany fanontaniana fampisainana izany. DH: "Tsy fantatray izay ho lazainy ... midina!"
|
||
|
|
||
|
# hiteny izy hoe: "Ento midina ny rahalahinareo
|
||
|
|
||
|
Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "hiteny aminay ny hitondranay ny rahalahinay midina mankany Egypta izy"
|
||
|
|
||
|
# Ento midina ny rahalahinareo
|
||
|
|
||
|
Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta.
|