plt_tn/gen/41/25.md

12 lines
467 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mitovy ireo nofin'i Farao ireo
Toa milaza izany fa mitovy ny dikan'ireo. DH: "'ireo nofy ireo dia manana hevitra iray ihany"
# Izay ho ataon'Andriamanitra, dia nambarany tamin'i Farao
Eto i Josefa dia manonona ny anaran'i Farao hiresahana aminy ho marikin'ny fanajana. Afaka atao izany hoe: DH: " Maneho aminao ny zavatra izay ho hataony tsy ho ela Andriamanitra"
# salohy fito
Ny teny hoe "vary" dia tonga dia mazava avy amin'izany. : DH: "salohim-bary fito"