# Mitovy ireo nofin'i Farao ireo Toa milaza izany fa mitovy ny dikan'ireo. DH: "'ireo nofy ireo dia manana hevitra iray ihany" # Izay ho ataon'Andriamanitra, dia nambarany tamin'i Farao Eto i Josefa dia manonona ny anaran'i Farao hiresahana aminy ho marikin'ny fanajana. Afaka atao izany hoe: DH: " Maneho aminao ny zavatra izay ho hataony tsy ho ela Andriamanitra" # salohy fito Ny teny hoe "vary" dia tonga dia mazava avy amin'izany. : DH: "salohim-bary fito"