plt_tn/gen/40/06.md

24 lines
883 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tonga (...) tao amin'izy ireo i Josefa
"Tonga tao amin'ny mpitondra kapoaka sy ny mpanao mofo i Josefa"
# Indro, nalahelo izy ireo
Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa gaga tamin'izay hitany i Josefa. DH: "Gaga izy raha nahita an'izy ireo nalahelo"
# ireo tandapan'i Farao izay niaraka taminy
Ilazana ny mpitondra kapoaka sy ny mpanao mofo izany.
# tao am-ponja tao an-tranon'ny tompony
"Niaraka taminy tao am-ponja tao an-tranon'ny tompony." "Ny tompony" dia ilazana ny tompon'i Josefa, ilay lehiben'ny mpiambina.
# Tsy avy amin'Andriamanitra ve ny fanomezana dika izany?
Nampiasa izany fanontaniana izany i Josefa mba hanaovana fanindriana. DH: "An'Andriamanitra ny fanomezana dika!" na "Andriamanitra no afaka milaza ny hevitr'ireo nofy!" (UDB)
# Mba lazao ahy re
Nanotany azy ireo hanambara aminy ny nofin'izy ireo i Josefa. DH: "Mba lazao ahy ireo nofy, azafady"