plt_tn/gen/39/10.md

20 lines
592 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Niteny tamin'i Josefa isan'andro isan'andro izy
Ny heviny dia hoe nanohy nangataka azy hiara-mandry aminy izy. Ny tena hevitr'izany fanambarana izany dia afaka hazavaina. DH: "Nanohy nangataka an'i Josefa hiara-mandry aminy izy"
# hiaraka aminy
"ny ho eo akaikiny"
# Ary
"Ary koa." Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarihana ny tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# Tsy nisy tamin'ireo lehilahy ao an-trano
"Tsy nisy tamin'ireo lehilahy izay niasa tao an-trano"
# nandositra, ary nivoaka tany ivelany
"ary nitsoaka haingana tany ivelany" na "nivoaka faingana tao an-trano"