# Niteny tamin'i Josefa isan'andro isan'andro izy Ny heviny dia hoe nanohy nangataka azy hiara-mandry aminy izy. Ny tena hevitr'izany fanambarana izany dia afaka hazavaina. DH: "Nanohy nangataka an'i Josefa hiara-mandry aminy izy" # hiaraka aminy "ny ho eo akaikiny" # Ary "Ary koa." Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarihana ny tranga vaovao ao amin'ny tantara. # Tsy nisy tamin'ireo lehilahy ao an-trano "Tsy nisy tamin'ireo lehilahy izay niasa tao an-trano" # nandositra, ary nivoaka tany ivelany "ary nitsoaka haingana tany ivelany" na "nivoaka faingana tao an-trano"