plt_tn/gen/38/15.md

20 lines
525 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# satria nosaronany ny tarehiny
Tsy fantatr'i Joda hoe mpivarotena izy satria nisarona ny tavany ary koa nipetraka teo am-bavahady izy. DH: "satria nanarona ny lohany izy ary nipetraka teo am-bavahady toy ny fanaon'ny mpivarotena" (UDB)
# Nanatona azy teny an-dalana izy
Nipetraka teo amin'ny lalana i Tamara. DH: "Nandeha tany amin'ny lalana izay nipetrahany"
# Avia
"ndeha hanaraka ahy" na "avia ankehitriny"
# Rehefa nahita azy i Joda
"Rehefa nahita an'i Tamara i Joda"
# vinantovaviny izy
"vadin'ny zanany lahy"