# satria nosaronany ny tarehiny Tsy fantatr'i Joda hoe mpivarotena izy satria nisarona ny tavany ary koa nipetraka teo am-bavahady izy. DH: "satria nanarona ny lohany izy ary nipetraka teo am-bavahady toy ny fanaon'ny mpivarotena" (UDB) # Nanatona azy teny an-dalana izy Nipetraka teo amin'ny lalana i Tamara. DH: "Nandeha tany amin'ny lalana izay nipetrahany" # Avia "ndeha hanaraka ahy" na "avia ankehitriny" # Rehefa nahita azy i Joda "Rehefa nahita an'i Tamara i Joda" # vinantovaviny izy "vadin'ny zanany lahy"