plt_tn/gen/37/05.md

12 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nahazo nofy i Josefa, ary notantarainy tamin'ireo rahalahiny izany
Famehezana ireo tantara izay nitranga ao amin'ny 37:6-11 izany.
# Vao maika nankahala azy izy ireo
"Ary ireo rahalahin'i Josefa dia nankahala azy mihoatra lavitra nohon'ny fankahalany azy teo aloha"
# Mba henoy anie izao nofiko izay nonofisiko izao
"Mba henoy ity nofiko ity" (UDB)