# Nahazo nofy i Josefa, ary notantarainy tamin'ireo rahalahiny izany Famehezana ireo tantara izay nitranga ao amin'ny 37:6-11 izany. # Vao maika nankahala azy izy ireo "Ary ireo rahalahin'i Josefa dia nankahala azy mihoatra lavitra nohon'ny fankahalany azy teo aloha" # Mba henoy anie izao nofiko izay nonofisiko izao "Mba henoy ity nofiko ity" (UDB)