plt_tn/gen/35/21.md

17 lines
464 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanohy ny diany Israely
Azo tsoahina avy amin'izany fa ny ankohonan'Israely sy ireo mpanompony dia niaraka taminy. Ny tena hevitr'izany dia azo atao mazava.
# Bila
Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany.
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:28.
# Ary nanan-janaka lahy roambin'ny folo i Jakoba
Izany fehezanteny izany dia manomboka andalana vaovao, izay mitohy ao amin'ireo andininy manaraka.
# (j)-anaka= zanaka lahy roambin'ny folo
"zanaka lahy 12"