# Nanohy ny diany Israely Azo tsoahina avy amin'izany fa ny ankohonan'Israely sy ireo mpanompony dia niaraka taminy. Ny tena hevitr'izany dia azo atao mazava. # Bila Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:28. # Ary nanan-janaka lahy roambin'ny folo i Jakoba Izany fehezanteny izany dia manomboka andalana vaovao, izay mitohy ao amin'ireo andininy manaraka. # (j)-anaka= zanaka lahy roambin'ny folo "zanaka lahy 12"