plt_tn/gen/34/22.md

12 lines
834 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'ireo loholon'ny tanàna i Hamora sy Sekema zanany.
# Amin'ity fepetra tokana ity ihany no haneken'ireo olona hiara-honina amintsika sy ho tonga vahoaka iray: raha mifora avokoa ny lehilahy rehetra eo amintsika, toy ny maha-voafora azy ireo
"Raha voafora ny lehilahy rehetra eto amintsika, toy ny maha-voafora ny lehilahin'Israely, dia izay vao hanaiky ny hiara-honina amintsika sy hikambana ho vahoaka iray amintsika izy ireo"
# Tsy ho lasantsika avokoa ve ny biby fiompy sy ny fananan'izy ireo—ary ny biby rehetra?
Nampiasa izany fanontaniana izany i Sekema mba hanasongadinana fa ireo biby fiompy sy ny fananan'i Jakoba dia ho lasan'i olon'i Sekema avokoa. Afaka adika ho fanambarana izany. DH: "Ireo biby fiompy sy ny fananan'izy ireo rehetra dia ho lasantsika."