# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'ireo loholon'ny tanàna i Hamora sy Sekema zanany. # Amin'ity fepetra tokana ity ihany no haneken'ireo olona hiara-honina amintsika sy ho tonga vahoaka iray: raha mifora avokoa ny lehilahy rehetra eo amintsika, toy ny maha-voafora azy ireo "Raha voafora ny lehilahy rehetra eto amintsika, toy ny maha-voafora ny lehilahin'Israely, dia izay vao hanaiky ny hiara-honina amintsika sy hikambana ho vahoaka iray amintsika izy ireo" # Tsy ho lasantsika avokoa ve ny biby fiompy sy ny fananan'izy ireo—ary ny biby rehetra? Nampiasa izany fanontaniana izany i Sekema mba hanasongadinana fa ireo biby fiompy sy ny fananan'i Jakoba dia ho lasan'i olon'i Sekema avokoa. Afaka adika ho fanambarana izany. DH: "Ireo biby fiompy sy ny fananan'izy ireo rehetra dia ho lasantsika."