plt_tn/gen/33/15.md

20 lines
608 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nahoana no manao izany?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Jakoba mba hanindrina fa tsy ilaina akory ny hanajanonany ireo lehilahy eo aminy. DH: "Aza manao izany!" na "tsy mila manao izany akory ianao!"
# ny tompoko (efa)
Izany dia fomba mihaja ilazana an'i Esao. DH: "Ianao, ry tompoko, efa"
# Sokota
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Sokota dia midika hoe 'fialofana.'''
# nanangana trano ho azy
Azo tsoahina avy amin'izany fa ilay trano dia ho an'ireo fianakaviany ihany koa"
# ho an'ireo biby fiompiny
"ho an'ireo biby izay andrasany"