# Nahoana no manao izany? Mampiasa izany fanontaniana izany i Jakoba mba hanindrina fa tsy ilaina akory ny hanajanonany ireo lehilahy eo aminy. DH: "Aza manao izany!" na "tsy mila manao izany akory ianao!" # ny tompoko (efa) Izany dia fomba mihaja ilazana an'i Esao. DH: "Ianao, ry tompoko, efa" # Sokota Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Sokota dia midika hoe 'fialofana.''' # nanangana trano ho azy Azo tsoahina avy amin'izany fa ilay trano dia ho an'ireo fianakaviany ihany koa" # ho an'ireo biby fiompiny "ho an'ireo biby izay andrasany"