plt_tn/gen/32/31.md

20 lines
410 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Izany no antony (...) mandrak'ankehitriny
Izany dia manamarika ny fiovana avy amin'ny tantara mankany amin'ny fampahafantarana fototra mahakasika ireo taranak'Israely.
# mandrak'ankehitriny
Ny heviny dia hatramin'ny nanoratan'ny mpanoratra izany.
# hozatry ny foto-pe
Ilazana ny hozatra izay mampitohy ny taolam-pe sy ny foto-pe.
# fitohizan'ny fe
"foto-pe"
# raha nanapitsoka
"raha nanaitra azy"