# Izany no antony (...) mandrak'ankehitriny Izany dia manamarika ny fiovana avy amin'ny tantara mankany amin'ny fampahafantarana fototra mahakasika ireo taranak'Israely. # mandrak'ankehitriny Ny heviny dia hatramin'ny nanoratan'ny mpanoratra izany. # hozatry ny foto-pe Ilazana ny hozatra izay mampitohy ny taolam-pe sy ny foto-pe. # fitohizan'ny fe "foto-pe" # raha nanapitsoka "raha nanaitra azy"