plt_tn/gen/31/36.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hoy izy taminy
''Niteny tamin'i Jakoba i Labana''
# Inona no fandikan-dalàna nataoko? Inona no fahotako, no nanenjika ahy tamin-kafanam-po ianao?
Ny andian-teny hoe: ''Inona no fandikan-dalàna nataoko'' sy ny ''Inona no fahotako'' dia toa manana hevitra mitovy ihany. Nanontany an'i Labana mba ilaza aminy izay ratsy nataony i Jakoba. DH: "Inona ny ratsy izay nataoko ka hanenjehanao ahy tahaka izao?"
# nanenjika ahy tamin-kafanam-po
Eto ny teny hoe ''kafana = mafana'' dia midika fa tena dodona i Labana hanenjika an'i Jakoba sy niezaka hanatratra azy.
# Ary inona tamin'ireo rehetra zavatsoan'ny ankohonanao no hitanao?
''Inona ny zavatra itanao tao ka anao?"
# Apetraho eto anoloan'ireo havantsika izany
Eto ny teny hoe'' ...ntsika'' dia ilazana an'ireo havan'i Jakoba sy an'ireo havan'i Labana. DH: "'Apetraho eo anoloan'ireo havantsika ny zavatra izay itanao''
# hahafahan'izy ireo mitsara eo amintsika roa tonta
Eto ny ''antsika roa tonta'' dia ilazana an'i Jakoba sy Labana. Ny andian-teny hoe: ''mitsara eo amin ...'' dia midika hoe hanapa-kevitra ny amin'izay marina ny amin'ny disadisa. DH: "hahafahan'izy ireo mitsara antsika roa tonta''