plt_tn/gen/31/10.md

28 lines
966 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy ny resany tamin'ireo vadiny i Jakoba dia Lea sy Rahely.
# Ary tamin'ny andron'ny fahatairana ka iraisana
''Nandritra ireo andron'ny fahatairan'ireo biby fiompy ka iraisan'izy ireo''
# miray amin'ireo ondry aman'osy
Eto ''ny ondry aman'osy'' dia ilazana ireo osy vavy. DH: "miray amin'ireo osy vavy amin'ireo ondry aman'osy''
# ireo (...) sadika, mara, ary sada
''ireo misy sada, misy mara kely, mara be''
# anjelin'Andriamanitra
Ireo mety ho heviny dia 1)naka endrika olona Andriamanitra raha niseho na 2)iray amin'ireo mpitondra hafatr'Andriamanitra no niseho. Koa satria tsy dia mazava loatra ny andian-teny, ny tena tsara dia ny mandika izany tsotra hoe: "ny anjelin'i Andriamanitra," mampiasa ny teny tsotra izay ampiasainao ho an'ny "anjely."
# Dia hoy aho hoe ...
''Ary dia namaly aho hoe...''
# Inty aho
''Eny, mihaino tokoa aho'' na ''Eny, ahoana izay?'' Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:1.