# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy ny resany tamin'ireo vadiny i Jakoba dia Lea sy Rahely. # Ary tamin'ny andron'ny fahatairana ka iraisana ''Nandritra ireo andron'ny fahatairan'ireo biby fiompy ka iraisan'izy ireo'' # miray amin'ireo ondry aman'osy Eto ''ny ondry aman'osy'' dia ilazana ireo osy vavy. DH: "miray amin'ireo osy vavy amin'ireo ondry aman'osy'' # ireo (...) sadika, mara, ary sada ''ireo misy sada, misy mara kely, mara be'' # anjelin'Andriamanitra Ireo mety ho heviny dia 1)naka endrika olona Andriamanitra raha niseho na 2)iray amin'ireo mpitondra hafatr'Andriamanitra no niseho. Koa satria tsy dia mazava loatra ny andian-teny, ny tena tsara dia ny mandika izany tsotra hoe: "ny anjelin'i Andriamanitra," mampiasa ny teny tsotra izay ampiasainao ho an'ny "anjely." # Dia hoy aho hoe ... ''Ary dia namaly aho hoe...'' # Inty aho ''Eny, mihaino tokoa aho'' na ''Eny, ahoana izay?'' Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:1.