plt_tn/gen/31/04.md

16 lines
805 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary Jakoba naniraka sy niantso an'i Rahely sy Lea ho any an-tsaha any amin'ireo ondry aman'osiny
''naniraka ho any amin'i Rahely sy Lea ary nilaza tamin'izy ireo mba hiaona aminy any ivelan'ny saha niaraka tamin'ireo ondry aman'osiny''
# ho any amin'ireo ondry aman'osiny ary niteny tamin'izy ireo hoe
Afaka atao fehezanteny roa fohifohy izany. DH: "ho any amin'ireo ondry aman'osiny. Nolazainy tamin'izy ireo''
# Hitako niova ny fihetsiky ny rainareo tamiko
''Tsikaritro fa tsy faly amiko intsony ny rainareo''
# Fantatrareo fa tamin'ny heriko manontolo no nanompoako ny rainareo
Eto ny teny hoe ''ianareo'' dia ilazana an'i Rahely sy Lea miaraka. Manampy amin'ny fanasongadinana ihany koa izany. DH: "Ny tenanareo mihintsy no nahafantatra fa nanompo ny rainareo tamin'ny heriko manontolo aho''