# Ary Jakoba naniraka sy niantso an'i Rahely sy Lea ho any an-tsaha any amin'ireo ondry aman'osiny ''naniraka ho any amin'i Rahely sy Lea ary nilaza tamin'izy ireo mba hiaona aminy any ivelan'ny saha niaraka tamin'ireo ondry aman'osiny'' # ho any amin'ireo ondry aman'osiny ary niteny tamin'izy ireo hoe Afaka atao fehezanteny roa fohifohy izany. DH: "ho any amin'ireo ondry aman'osiny. Nolazainy tamin'izy ireo'' # Hitako niova ny fihetsiky ny rainareo tamiko ''Tsikaritro fa tsy faly amiko intsony ny rainareo'' # Fantatrareo fa tamin'ny heriko manontolo no nanompoako ny rainareo Eto ny teny hoe ''ianareo'' dia ilazana an'i Rahely sy Lea miaraka. Manampy amin'ny fanasongadinana ihany koa izany. DH: "Ny tenanareo mihintsy no nahafantatra fa nanompo ny rainareo tamin'ny heriko manontolo aho''