plt_tn/gen/30/19.md

16 lines
404 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nitoe-jaza indray Lea
''bevohoka indray Lea''
# ary niteraka zanaka lahy faha-enina ho an'i Jakoba
''ary nanome zanaka lahy faha-enina ho an'i Jakoba''
# Nantsoiny hoe Zebolona ny anarany
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Zebolona dia midika hoe 'voninahitra.'''
# ary nantsoiny hoe Dina ny anarany
Anaran'ilay zanaka vavin'i Lea izany.